Lioka 17:24 MG1865

24 Fa tahaka ny helatra manelatra hatramin'ny faravodilanitra ka mahazava hatramin'ny farany koa, dia ho toy izany ny Zanak'olona amin'ny androny,

Vakio ny toko manontolo Lioka 17

Jereo Lioka 17:24 amin'ny teny manodidina.