Lioka 17:31 MG1865

31 Amin'izany andro izany izay eo an-tampon-trano, ary ny entany ao an-trano, dia aoka tsy hidina haka izany; ary toy izany koa izay any an-tsaha, aoka tsy hiverina amin'izay efa nilaozany izy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 17

Jereo Lioka 17:31 amin'ny teny manodidina.