Lioka 18:13 MG1865

13 Fa ilay mpamory hetra kosa nijanona teny lavitra eny, sady tsy nety niandrandra ny lanitra akory, fa niteha-tratra ka nanao hoe: Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko mpanota.

Vakio ny toko manontolo Lioka 18

Jereo Lioka 18:13 amin'ny teny manodidina.