Lioka 18:15 MG1865

15 Ary nisy nitondra zazakely koa ho eo amin'i Jesosy mba hotendreny; fa raha vao nahita izany ny mpianatra, dia nandrara azy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 18

Jereo Lioka 18:15 amin'ny teny manodidina.