Lioka 18:31 MG1865

31 Ary Jesosy naka ny roa ambin'ny folo lahy ka nanao taminy hoe: Indro, miakatra ho any Jerosalema isika, dia ho tanteraka ny zavatra rehetra izay voasoratry ny mpaminany ny amin'ny Zanak'olona.

Vakio ny toko manontolo Lioka 18

Jereo Lioka 18:31 amin'ny teny manodidina.