Lioka 18:39 MG1865

39 Ary izay nandeha teny aloha dia niteny mafy azy mba hangina, fa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Ry Zanak'i Davida ô, mamindrà fo amiko.

Vakio ny toko manontolo Lioka 18

Jereo Lioka 18:39 amin'ny teny manodidina.