Lioka 18:43 MG1865

43 Ary niaraka tamin'izay dia nahiratra ny masony, ka nanaraka an'i Jesosy izy sady nankalaza an'Andriamanitra; ary ny vahoaka rehetra, raha nahita, dia nidera an'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Lioka 18

Jereo Lioka 18:43 amin'ny teny manodidina.