Lioka 18:5 MG1865

5 mba homeko rariny ihany io mpitondratena io, fa manahirana ahy izy, fandrao ho avy mandrakariva izy ka hampahasosotra ahy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 18

Jereo Lioka 18:5 amin'ny teny manodidina.