Lioka 18:7 MG1865

7 Fa Andriamanitra tsy hanome rariny ny olom-boafidiny va, izay mitaraina aminy andro aman'alina, ary moa hitaredretra va Izy?

Vakio ny toko manontolo Lioka 18

Jereo Lioka 18:7 amin'ny teny manodidina.