17 Ary hoy izy taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara; satria nahatoky tamin'ny kely indrindra ianao, dia manapaha tanàna folo.
Vakio ny toko manontolo Lioka 19
Jereo Lioka 19:17 amin'ny teny manodidina.