Lioka 19:30 MG1865

30 ka nanao hoe: Mankanesa amin'iroa vohitra tandrifinareo iroa; ary raha vao miditra ao ianareo, dia hisy zana-boriky mifatotra ho hitanareo, izay tsy mbola nitaingenan'olona; vahao izy, ka ento erỳ .

Vakio ny toko manontolo Lioka 19

Jereo Lioka 19:30 amin'ny teny manodidina.