Lioka 2:15 MG1865

15 Ary tamin'izany rehefa niala teo aminy ireo anjely ireo ka nankany an- danitra, dia niresaka ireo lehilahy mpiandry ondry ka nanao hoe: Andeha isika hankany Betlehema ka hizaha izany zavatra vao tonga izany, izay nampahafantarin'ny Tompo antsika.

Vakio ny toko manontolo Lioka 2

Jereo Lioka 2:15 amin'ny teny manodidina.