25 Ary, indro, nisy lehilahy atao hoe Simeona tao Jerosalema; ary marina sady mpivavaka tsara izany lehilahy izany ka niandry ny fampiononana ny Isiraely; ary ny Fanahy Masina dia tao aminy.
Vakio ny toko manontolo Lioka 2
Jereo Lioka 2:25 amin'ny teny manodidina.