Lioka 2:27 MG1865

27 Ary nentin'ny Fanahy Masina niditra teo an-kianjan'ny tempoly izy; ary rehefa nampidirin'ny ray aman-dreniny Jesosy zaza mba hanaovany araka ny fomban'ny lalàna ny amin'ny zaza,

Vakio ny toko manontolo Lioka 2

Jereo Lioka 2:27 amin'ny teny manodidina.