Lioka 2:36 MG1865

36 Ary nisy mpaminanivavy anankiray, dia Ana, zanakavavin'i Fanoela, avy tamin'ny firenen'i Asera; efa anti-panahy tokoa izy ary efa nitoetra tamin'ny vadiny fito taona taorian'ny naha-virijina azy,

Vakio ny toko manontolo Lioka 2

Jereo Lioka 2:36 amin'ny teny manodidina.