Lioka 20:17 MG1865

17 Ary Jesosy nijery azy ka nanao hoe: Ahoana moa izao voasoratra izao: Ny vato izay nolavin'ny mpanao trano, Dia izy no efa natao fehizoro? (Sal. 118. 22).

Vakio ny toko manontolo Lioka 20

Jereo Lioka 20:17 amin'ny teny manodidina.