Lioka 20:19 MG1865

19 Ary tamin'izany ora izany dia nitady hisambotra Azy ny mpanora-dalàna sy ny lohan'ny mpisorona; nefa natahotra ny olona izy, satria fantany fa izy no nolazainy tamin'izany fanoharana izany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 20

Jereo Lioka 20:19 amin'ny teny manodidina.