Lioka 20:9 MG1865

9 Dia nilaza izao fanoharana izao tamin'ny olona Izy ka nanao hoe: Nisy lehilahy anankiray nanao tanim-boaloboka, ka nahofany tamin'olona mpiasa tany izany, dia nandeha nitoetra ela tany an-tany hafa izy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 20

Jereo Lioka 20:9 amin'ny teny manodidina.