Lioka 21:26 MG1865

26 ka ho reraka ny fon'ny olona noho ny fahatahorany sy ny fiandrasany izay zavatra ho tonga ambonin'ny tany; fa ny herin'ny lanitra dia hohozongozonina.

Vakio ny toko manontolo Lioka 21

Jereo Lioka 21:26 amin'ny teny manodidina.