Lioka 21:37 MG1865

37 Ary nony antoandro dia nampianatra teo an-kianjan'ny tempoly Izy; ary nony alina dia nivoaka Izy ka nitoetra teo an-tendrombohitra atao hoe Oliva.

Vakio ny toko manontolo Lioka 21

Jereo Lioka 21:37 amin'ny teny manodidina.