Lioka 21:8 MG1865

8 Ary hoy Izy: Mitandrema, fandrao ho voafitaka ianareo; fa maro no ho avy amin'ny anarako sady hanao hoe: Izaho no Izy; ary koa: Efa akaiky ny andro; koa aza manaraka azy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 21

Jereo Lioka 21:8 amin'ny teny manodidina.