Lioka 22:26 MG1865

26 Fa tsy mba toy izany ianareo; fa izay lehibe aminareo dia aoka ho toy ny zandry; ary izay manapaka dia aoka ho toy ny mpanompo.

Vakio ny toko manontolo Lioka 22

Jereo Lioka 22:26 amin'ny teny manodidina.