Lioka 22:35 MG1865

35 Ary hoy koa Izy taminy: Raha nirahiko tsy nitondra kitapom-bola na kitapom-batsy na kapa ianareo, moa nisy zavatra nahory anareo va? Dia hoy ireo: Tsy nisy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 22

Jereo Lioka 22:35 amin'ny teny manodidina.