Lioka 22:46 MG1865

46 Dia hoy Izy taminy: Nahoana no dia matory ianareo? Mitsangàna, ka mivavaha, mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 22

Jereo Lioka 22:46 amin'ny teny manodidina.