Lioka 22:51 MG1865

51 Fa Jesosy namaly ka nanao hoe: Aoka ihany na dia izao aza. Dia nanendry ny sofiny Izy ka nahasitrana azy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 22

Jereo Lioka 22:51 amin'ny teny manodidina.