Lioka 22:53 MG1865

53 Raha teo aminareo isan'andro teo an-kianjan'ny tempoly Aho, dia tsy naninji-tanana tamiko ianareo; fa izao no fotoanareo sy herin'ny maizina.

Vakio ny toko manontolo Lioka 22

Jereo Lioka 22:53 amin'ny teny manodidina.