58 Ary vetivety foana rehefa afaka izany, dia nisy olona hafa koa nahita azy ka nanao hoe: Hianao koa mba naman'ireny. Fa Petera nanao hoe: Ralehilahy, tsy mba namany aho.
Vakio ny toko manontolo Lioka 22
Jereo Lioka 22:58 amin'ny teny manodidina.