Lioka 22:63 MG1865

63 Ary ny lehilahy izay nitana an'i Jesosy dia nanao Azy ho fihomehezana sady nikapoka Azy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 22

Jereo Lioka 22:63 amin'ny teny manodidina.