Lioka 22:66 MG1865

66 Ary raha vao nazava ny andro, niangona ny loholona, dia ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ka nitondra an'i Jesosy ho eo amin'ny Synedriona, dia nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Lioka 22

Jereo Lioka 22:66 amin'ny teny manodidina.