Lioka 23:14 MG1865

14 dia hoy izy taminy: Entinareo atỳ amiko ity Lehilahy ity toy ny nampiodina ny vahoaka; ary, indro, efa nanadina Azy teto anatrehanareo aho, nefa tsy hitako izay helok'ity Lehilahy ity amin'izay iampanganareo Azy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 23

Jereo Lioka 23:14 amin'ny teny manodidina.