Lioka 23:28 MG1865

28 Fa Jesosy nitodika azy ka nanao hoe: Ry zanakavavin'i Jerosalema, aza mitomany Ahy, fa mitomania ny tenanareo sy ny zanakareo.

Vakio ny toko manontolo Lioka 23

Jereo Lioka 23:28 amin'ny teny manodidina.