Lioka 23:33 MG1865

33 Ary rehefa tonga teo amin'ny tany atao hoe Ikarandoha izy, dia teo no namonoany an'i Jesosy sy ireo olon-dratsy ireo, ny anankiray teo ankavanany ary ny anankiray teo ankaviany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 23

Jereo Lioka 23:33 amin'ny teny manodidina.