Lioka 23:35 MG1865

35 Ary ny olona nijanona teo ka nijery. Ary ny loholona kosa mba nandatsa ka nanao hoe: Namonjy ny sasany Izy; aoka hovonjeny ny tenany, raha Izy no Kristin'Andriamanitra, dia Ilay nofidina.

Vakio ny toko manontolo Lioka 23

Jereo Lioka 23:35 amin'ny teny manodidina.