Lioka 23:46 MG1865

46 Ary niantso tamin'ny feo mahery Jesosy ka nanao hoe: Raiko ô, eo an-tananao no atolotro ny fanahiko (Sal. 31. 5); ary rehefa niteny izany Izy, dia afaka ny ainy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 23

Jereo Lioka 23:46 amin'ny teny manodidina.