Lioka 23:5 MG1865

5 Fa vao mainka nandentika ireo ka nanao hoe: Nampiodina ny olona Izy sady nampianatra eran'i Jodia rehetra, nanomboka hatrany Galilia ka hatraty.

Vakio ny toko manontolo Lioka 23

Jereo Lioka 23:5 amin'ny teny manodidina.