Lioka 24:12 MG1865

12 Fa Petera nitsangana, dia nihazakazaka nankany amin'ny fasana; ary niondrika izy ka nahita ny lambam-paty mipetraka mitokana; dia lasa nody izy sady gaga noho ny zavatra izay tonga teo.

Vakio ny toko manontolo Lioka 24

Jereo Lioka 24:12 amin'ny teny manodidina.