Lioka 24:28 MG1865

28 Ary efa mby teo akaikin'ny vohitra izay efa halehan'izy roa lahy izy, ary Jesosy toa nanao handeha lavitra kokoa.

Vakio ny toko manontolo Lioka 24

Jereo Lioka 24:28 amin'ny teny manodidina.