Lioka 24:35 MG1865

35 Ary ireo kosa dia nilaza izay efa niseho teny an-dalàna sy ny nahafantarany Azy tamin'ny namakiana ny mofo.

Vakio ny toko manontolo Lioka 24

Jereo Lioka 24:35 amin'ny teny manodidina.