39 Izahao ny tanako sy ny tongotro, fa Izaho no Izy; tsapao Aho, ka jereo, fa ny matoatoa tsy mba manana nofo sy taolana, tahaka izao ahitanareo Ahy izao.
Vakio ny toko manontolo Lioka 24
Jereo Lioka 24:39 amin'ny teny manodidina.