Lioka 24:44 MG1865

44 Dia hoy Izy taminy: Izao no teniko izay nolazaiko taminareo, fony mbola tao aminareo Aho, fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nanoratana Ahy teo amin'ny lalàn'i Mosesy sy ny mpaminany ary ny Salamo.

Vakio ny toko manontolo Lioka 24

Jereo Lioka 24:44 amin'ny teny manodidina.