Lioka 3:14 MG1865

14 Ary nisy miaramila koa nanontany azy ka nanao hoe: Ary inona kosa no mba hataonay? Dia hoy izy taminy: Aza mitohatoha foana amin'olona, ary aza miampanga lainga, ary mianina amin'ny karamanareo.

Vakio ny toko manontolo Lioka 3

Jereo Lioka 3:14 amin'ny teny manodidina.