Lioka 3:5 MG1865

5 Ny lohasaha rehetra hototofana, Ary ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra haetry, Ary ny meloka hahitsy, Ary ny lalana mikitoantoana hohamarinina;

Vakio ny toko manontolo Lioka 3

Jereo Lioka 3:5 amin'ny teny manodidina.