Lioka 3:8 MG1865

8 Koa mamoaza voa miendrika ny fibebahana; ary aza manao anakampo hoe: Manana an'i Abrahama ho rainay izahay; fa lazaiko aminareo fa Andriamanitra mahay manangana zanaka ho an'i Abrahama avy amin'ireto vato ireto.

Vakio ny toko manontolo Lioka 3

Jereo Lioka 3:8 amin'ny teny manodidina.