Lioka 4:11 MG1865

11 Ary eny an-tànany no hitondran'ireo Anao, Fandrao ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao (Sal. 91. 11, 12).

Vakio ny toko manontolo Lioka 4

Jereo Lioka 4:11 amin'ny teny manodidina.