Lioka 4:18 MG1865

18 Ny Fanahin'i Jehovah no ato amiko, Satria nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin'ny malahelo Izy; Naniraka Ahy hitory fandefasana amin'ny mpifatotra Izy, Sy fampahiratana amin'ny jamba, Hanafaka izay nampahorina,

Vakio ny toko manontolo Lioka 4

Jereo Lioka 4:18 amin'ny teny manodidina.