Lioka 4:25 MG1865

25 Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Maro no mpitondratena teo amin'ny Isiraely tamin'ny andron'i Elia, raha nihantona ny andro telo taona sy enim-bolana, ka nisy mosary mafy tamin'ny tany rehetra;

Vakio ny toko manontolo Lioka 4

Jereo Lioka 4:25 amin'ny teny manodidina.