8 Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Voasoratra hoe: Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao (Deo. 6. 13; 10. 20).
Vakio ny toko manontolo Lioka 4
Jereo Lioka 4:8 amin'ny teny manodidina.