Lioka 5:12 MG1865

12 Ary raha tao an-tanàna anankiray Jesosy, indro, nisy lehilahy heniky ny habokana: ary nony nahita Azy io, dia niankohoka ka nitaraina taminy hoe: Tompoko, raha mety Hianao, dia mahay manadio ahy.

Vakio ny toko manontolo Lioka 5

Jereo Lioka 5:12 amin'ny teny manodidina.