Lioka 5:26 MG1865

26 Ary talanjona avokoa ny olona rehetra, dia nankalaza an'Andriamanitra sady raiki-tahotra indrindra ka nanao hoe: Efa nahita zavatra mahagaga isika androany.

Vakio ny toko manontolo Lioka 5

Jereo Lioka 5:26 amin'ny teny manodidina.