Lioka 5:3 MG1865

3 Ary niditra teo amin'ny sambokely anankiray izay an'i Simona Izy, dia nangataka taminy hihataka kely amin'ny tany. Dia nipetraka teo an-tsambokely Izy ka nampianatra ny vahoaka.

Vakio ny toko manontolo Lioka 5

Jereo Lioka 5:3 amin'ny teny manodidina.